-
Salamo 64:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Arovy amin’ny tetika mangingina ataon’ny ratsy fanahy aho,+
Sy amin’ny andiana mpanao ratsy.
-
-
Salamo 64:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Mitady hevitra vaovao hanaovan-dratsy izy ireny,
Ary mikononkonona tetika maty paika;+
Tsy fantatra mihitsy ny eritreritra ao am-pon’ny tsirairay aminy.
-