Salamo 52:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 58:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Vao teraka* ny ratsy fanahy dia efa diso lalana;*Mpikomy izy ireo sady mpandainga hatramin’ny vao teraka. 4 Toy ny poizin’ny bibilava ny poizina avy amin’izy ireo;+Marenina hoatran’ny kôbrà manampin-tsofina izy ireo.
3 Vao teraka* ny ratsy fanahy dia efa diso lalana;*Mpikomy izy ireo sady mpandainga hatramin’ny vao teraka. 4 Toy ny poizin’ny bibilava ny poizina avy amin’izy ireo;+Marenina hoatran’ny kôbrà manampin-tsofina izy ireo.