-
1 Mpanjaka 8:58Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
58 Enga anie izy handrisika ny fontsika hanatona azy,+ mba handehanantsika amin’ny lalany rehetra sy hankatoavantsika ny didiny sy ny fitsipiny ary ny didim-pitsarany, izay nasainy notandreman’ny razambentsika!
-
-
Salamo 119:36Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
36 Ataovy izay hahatonga ny foko ho tia ny fampahatsiahivanao,
Fa tsy ho tia tombony.+
-