Salamo 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Henoy ny fitalahoako rehefa miantso vonjy aminao aho,Ka mivavaka* manandrify ny efitra anatiny indrindra amin’ny toeranao masina.+ Salamo 141:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 141 Jehovah ô, miantso anao aho.+ Mba tongava haingana hanampy ahy.+ Henoy re aho rehefa miantso anao e!+
2 Henoy ny fitalahoako rehefa miantso vonjy aminao aho,Ka mivavaka* manandrify ny efitra anatiny indrindra amin’ny toeranao masina.+
141 Jehovah ô, miantso anao aho.+ Mba tongava haingana hanampy ahy.+ Henoy re aho rehefa miantso anao e!+