Salamo 31:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ianao no ialofako, Jehovah ô!+ Enga anie aho tsy ho menatra mihitsy!+ Vonjeo aho satria manao ny rariny ianao.+
31 Ianao no ialofako, Jehovah ô!+ Enga anie aho tsy ho menatra mihitsy!+ Vonjeo aho satria manao ny rariny ianao.+