Deoteronomia 32:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Mifalia miaraka amin’ny vahoakan’Andriamanitra ianareo hafa firenena!+Fa hamaly ny ran’ny mpanompony Izy,+Ary hamaly ny nataon’ny fahavalony,+Sy handrakotra ny fahotan’ilay* tanin’ny vahoakany.” Salamo 117:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 117 Derao i Jehovah, ry firenena rehetra!+Omeo voninahitra izy, ry vahoaka* rehetra!+ Isaia 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
43 Mifalia miaraka amin’ny vahoakan’Andriamanitra ianareo hafa firenena!+Fa hamaly ny ran’ny mpanompony Izy,+Ary hamaly ny nataon’ny fahavalony,+Sy handrakotra ny fahotan’ilay* tanin’ny vahoakany.”