-
Genesisy 1:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Ny zava-maitso rehetra indray efa nomeko ho sakafon’ny+ bibidia rehetra eny ambonin’ny tany, sy ny biby manidina rehetra eny amin’ny lanitra, ary ny zavamananaina hafa rehetra mifamezivezy eny ambonin’ny tany.” Dia nitranga izany.
-