Salamo 117:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 117 Derao i Jehovah, ry firenena rehetra!+Omeo voninahitra izy, ry vahoaka* rehetra!+ Salamo 150:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aoka hidera an’i Jah ny zavamananaina rehetra. Derao i Jah!*+