-
Asan’ny Apostoly 4:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Rehefa nandre an’izany izy ireo, dia niaraka nanandra-peo nivavaka tamin’Andriamanitra hoe:
“Ry Tompo Fara Tampony ô, ianao no nanao ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary ny zava-drehetra ao amin’ireo.+
-