Jeremia 32:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Be fitiavana sy tsy mivadika amin’olona an’arivony ianao, nefa mamela ny zanaka hiharan’ny vokatry ny fahadisoan’ny rainy.*+ Ianao no tena Andriamanitra, Ilay tena miavaka sy mahery, ilay manana anarana hoe Jehovah Tompon’ny tafika. Joda 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
18 Be fitiavana sy tsy mivadika amin’olona an’arivony ianao, nefa mamela ny zanaka hiharan’ny vokatry ny fahadisoan’ny rainy.*+ Ianao no tena Andriamanitra, Ilay tena miavaka sy mahery, ilay manana anarana hoe Jehovah Tompon’ny tafika.