FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 119:91
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  91 Araka ny didim-pitsarana navoakanao, dia mbola eo ireo* mandraka androany,

      Satria mpanomponao izy rehetra.

  • Jeremia 31:35, 36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Izao no lazain’i Jehovah,

      Ilay manome ny masoandro mba hanazava amin’ny andro,

      Sy manome lalàna* mifehy ny volana sy ny kintana mba hanazava amin’ny alina,

      Ilay mampisamboaravoara ny ranomasina sy mampidoboka ny onjany,

      Ilay manana anarana hoe Jehovah Tompon’ny tafika:+

      36 “‘Raha sanatria ka tsy manan-kery intsony ireny lalàna ireny’, hoy i Jehovah,

      ‘Dia amin’izay ihany ny taranak’Israely vao tsy ho firenena eo anatrehako intsony.’”+

  • Jeremia 33:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Izao no lazain’i Jehovah: ‘Tsy hanova ny fifanekena nataoko momba ny andro sy ny alina aho,+ ary tsy hanova ny lalàna* mifehy ny lanitra sy ny tany.+ Dia hoatr’izany koa

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara