-
Salamo 2:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Koa asehoy hoe misaina tsara ianareo, ry mpanjaka;
Maneke fanitsiana,* ry mpitsara eto an-tany!
11 Manompoa an’i Jehovah sady matahora azy,
Ary mifalia, nefa koa mangovita.
-