Salamo 21:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Jehovah ô, faly ny mpanjaka satria nasehonao fa mahery ianao;+Faly erỳ izy noho ny asa famonjenao!+ 2 Nomenao azy izay nirin’ny fony,+Ary tsy nolavinao izay nangatahin’ny molony. (Sela)
21 Jehovah ô, faly ny mpanjaka satria nasehonao fa mahery ianao;+Faly erỳ izy noho ny asa famonjenao!+ 2 Nomenao azy izay nirin’ny fony,+Ary tsy nolavinao izay nangatahin’ny molony. (Sela)