Salamo 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa manao ny rariny i Jehovah,+ ary tia ny rariny izy.+ Ny olona manao izay mahitsy no hahita ny tarehiny.*+
7 Fa manao ny rariny i Jehovah,+ ary tia ny rariny izy.+ Ny olona manao izay mahitsy no hahita ny tarehiny.*+