Salamo 68:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Teneno mafy ny bibidia any anaty bararata,Ny andian’ombilahy+ sy ny zanany,Mandra-piankohok’ireo firenena sy hitondrany* volafotsy. Aparitany kosa ireo firenena tia ady.
30 Teneno mafy ny bibidia any anaty bararata,Ny andian’ombilahy+ sy ny zanany,Mandra-piankohok’ireo firenena sy hitondrany* volafotsy. Aparitany kosa ireo firenena tia ady.