Salamo 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 I Jehovah no anjara+ nomena ahy sy kaopy+ ahazoako fitahiana. Narovanao ny lovako.