FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 6:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia nampiakatra ny Vata+ masin’i Jehovah i Davida sy ny taranak’Israely rehetra, ka faly sy nihorakoraka be+ ary nitsoka anjombona.+

  • Salamo 48:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Tena miavaka i Jehovah, ka izy no mendrika hoderaina indrindra

      Ao amin’ny tanànan’Andriamanitsika, ao amin’ny tendrombohiny masina.

       2 Avo be sady tsara tarehy erỳ ilay fifalian’ny tany manontolo,+

      Dia ny Tendrombohitra Ziona any amin’ny farany avaratra,

      Any amin’ny tanànan’ilay Mpanjaka Be Voninahitra.+

       3 Tao amin’ireo tilikambony voaro mafy

      No nampahafantaran’Andriamanitra fa fialofana* azo antoka izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara