-
Salamo 69:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Enga anie tsy ho menatra noho ny amiko ireo manantena anao,
Ry Jehovah Tompon’ny tafika ô, ry Tompo Fara Tampony!
Tsy ho afa-baraka noho ny amiko anie ireo mitady anao,
Ry Andriamanitry ny Israely ô!
-