Salamo 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa matoky an’i Jehovah ny mpanjaka;+Tsy hangozohozo* mihitsy izy satria be fitiavana sy tsy mivadika ilay Avo Indrindra.+
7 Fa matoky an’i Jehovah ny mpanjaka;+Tsy hangozohozo* mihitsy izy satria be fitiavana sy tsy mivadika ilay Avo Indrindra.+