Salamo 50:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Izay manolotra fisaorana ho sorona no manome voninahitra ahy.+Ary izay tapa-kevitra ny hanao ny tsara foana,Dia hataoko izay hahitany ny famonjen’Andriamanitra.”+ Salamo 95:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andao isika hankeo anatrehany* mba hisaotra+ azy.Andao isika hihira sy hanao horakora-pandresena ho azy.
23 Izay manolotra fisaorana ho sorona no manome voninahitra ahy.+Ary izay tapa-kevitra ny hanao ny tsara foana,Dia hataoko izay hahitany ny famonjen’Andriamanitra.”+
2 Andao isika hankeo anatrehany* mba hisaotra+ azy.Andao isika hihira sy hanao horakora-pandresena ho azy.