1 Samoela 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tantara 16:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nampidirina tao amin’ny tranolay àry ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra ka napetraka tao.+ Natsangan’i Davida ho an’ilay Vata io tranolay io. Dia nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana teo anatrehan’Andriamanitra ny olona.+ Salamo 27:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,—Izay ihany no hotadiaviko—Dia ny hipetraka ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+Amin’izay aho dia handinika ny hatsaran’i JehovahAry hahafinaritra ahy ny hijery* ny tempoliny.*+
16 Nampidirina tao amin’ny tranolay àry ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra ka napetraka tao.+ Natsangan’i Davida ho an’ilay Vata io tranolay io. Dia nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana teo anatrehan’Andriamanitra ny olona.+
4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,—Izay ihany no hotadiaviko—Dia ny hipetraka ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+Amin’izay aho dia handinika ny hatsaran’i JehovahAry hahafinaritra ahy ny hijery* ny tempoliny.*+