-
1 Petera 3:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 “Izay tia ny fiainana sy te ho sambatra, dia tsy maintsy mitandrina ny lelany mba tsy hilaza zava-dratsy,+ ary ny molony mba tsy hiteny fitaka.
-