28 Navotany tsy ho lasa any an-davaka aho,+
Ka hahita ny mazava ny aiko.’
29 Ataon’Andriamanitra tokoa izany rehetra izany,
Ataony indroa na intelo ho an’ny olona,
30 Mba hampiverina azy tsy ho any an-davaka,
Ka ho afaka hanazava azy ny hazavan’ny fiainana.+