Salamo 69:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa enga anie ho tonga any aminao ny vavaka ataokoJehovah ô, amin’ny fotoana anehoanao fankasitrahana.+ Be fitiavana sy tsy mivadika ianao, Andriamanitra ô,Ka valio aho ary asehoy fa ianao no tena mpamonjy.+
13 Fa enga anie ho tonga any aminao ny vavaka ataokoJehovah ô, amin’ny fotoana anehoanao fankasitrahana.+ Be fitiavana sy tsy mivadika ianao, Andriamanitra ô,Ka valio aho ary asehoy fa ianao no tena mpamonjy.+