-
Salamo 59:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Noho ny fahotan’ny vavany, eny, noho ny tenin’ny molony,
Dia enga anie izy ireo ho voafandriky ny fireharehany,+
Noho ny ozona sy fitaka lazainy!
-
-
Jeremia 18:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Aoka hisy fidradradradrana ho re avy ao an-tranon’izy ireo,
Rehefa asainao manafika azy tampoka ny mpandroba.
Nihady lavaka mantsy izy ireo mba hisamborana ahy,
Ary nanisy fandrika hamandrihana ny tongotro.+
-