Salamo 56:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Andriamanitra no itokisako, ary deraiko ny teniny,Andriamanitra no itokisako, ka tsy matahotra aho. Inona moa no azon’izay olombelona* atao amiko?+
4 Andriamanitra no itokisako, ary deraiko ny teniny,Andriamanitra no itokisako, ka tsy matahotra aho. Inona moa no azon’izay olombelona* atao amiko?+