-
Salamo 25:4, 5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
ה [He]
5 Ataovy izay handehanako amin’ny fahamarinanao ary ampianaro aho,+
Fa ianao no Andriamanitra mpamonjy ahy.
ו [Vao]
Ianao no antenaiko tontolo andro.
-
-
Salamo 27:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô,+
Ary tariho amin’ny lala-mahitsy aho mba tsy ho azon’ny fahavaloko.
-