FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 13:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hataoko mangovitra àry ny lanitra,

      Ary hihozongozona hiala amin’ny toerany ny tany,+

      Satria misafoaka i Jehovah Tompon’ny tafika, amin’ny andro anamparany ny hatezerany.

  • Hebreo 12:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Nanozongozona ny tany ny feony tamin’izay,+ fa amin’izao kosa izy nampanantena hoe: “Mbola hohozongozoniko indray ny tany, nefa tsy ny tany ihany fa ny lanitra koa.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara