Salamo 72:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Amin’ny andro anjakany, dia ho be dia be* ny olo-marina,+Ary ho be ny fiadanana+ mandra-paha tsy hisy volana intsony.
7 Amin’ny andro anjakany, dia ho be dia be* ny olo-marina,+Ary ho be ny fiadanana+ mandra-paha tsy hisy volana intsony.