-
Jeremia 20:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Fa naheno fanaratsiana aely etsy sy eroa aho.
Nanjaka hatraiza hatraiza ny horohoro.+
Hoy izy ireo: “Ampangao izy! Andao isika hiampanga azy!”
Miandry izay hahasolafaka ahy+ ny olona rehetra mirary soa ho ahy, ka miteny hoe:
“Angamba izy hanao hadalana,
Dia ho afaka handresy sy hamaly faty azy isika.”
-