Nehemia 6:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Raha vao henon’ny fahavalonay rehetra izany sady hitan’ny firenena rehetra nanodidina anay, dia menatra be* izy ireo.+ Dia fantany fa nanampy anay ny Andriamanitray matoa vitanay ilay asa. Isaia 41:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jeremia 20:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Teo akaikiko teo toy ny miaramila mampahatahotra anefa i Jehovah,+ Ka ho tafintohina sy tsy haharesy ireo mpanenjika ahy.+ Ho menatra be izy ireo satria tsy hahavoa. Ho afa-baraka mandrakizay izy ireo, ary tsy hohadinoina mihitsy izany.+
16 Raha vao henon’ny fahavalonay rehetra izany sady hitan’ny firenena rehetra nanodidina anay, dia menatra be* izy ireo.+ Dia fantany fa nanampy anay ny Andriamanitray matoa vitanay ilay asa.
11 Teo akaikiko teo toy ny miaramila mampahatahotra anefa i Jehovah,+ Ka ho tafintohina sy tsy haharesy ireo mpanenjika ahy.+ Ho menatra be izy ireo satria tsy hahavoa. Ho afa-baraka mandrakizay izy ireo, ary tsy hohadinoina mihitsy izany.+