-
Salamo 12:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Hataon’i Jehovah mangina ny molotra rehetra tia mandokadoka
Sy ny lela mieboebo be,+
-
Salamo 63:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Hifaly noho izay hataon’Andriamanitra anefa ny mpanjaka.
Hiravoravo* izay rehetra mianiana amin’ny anaran’Andriamanitra,
Satria ho tampina ny vavan’izay mandainga.
-
-
-