Salamo 12:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Madio ny tenin’i Jehovah;+Toy ny volafotsy voadio tao amin’ny fatana tanimanga* izany, eny, voadio impito.
6 Madio ny tenin’i Jehovah;+Toy ny volafotsy voadio tao amin’ny fatana tanimanga* izany, eny, voadio impito.