Joba 37:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Salamo 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa manao ny rariny i Jehovah,+ ary tia ny rariny izy.+ Ny olona manao izay mahitsy no hahita ny tarehiny.*+ Salamo 45:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tianao ny fahamarinana,+ fa halanao kosa ny faharatsiana.+ Izany no nahatonga an’Andriamanitra, ilay Andriamanitrao, hanosotra anao+ menaka mahafalifaly+ mihoatra noho ireo namanao.
7 Fa manao ny rariny i Jehovah,+ ary tia ny rariny izy.+ Ny olona manao izay mahitsy no hahita ny tarehiny.*+
7 Tianao ny fahamarinana,+ fa halanao kosa ny faharatsiana.+ Izany no nahatonga an’Andriamanitra, ilay Andriamanitrao, hanosotra anao+ menaka mahafalifaly+ mihoatra noho ireo namanao.