35 Ny alin’iny dia tonga ilay anjelin’i Jehovah ka nandripaka lehilahy 185 000 tao amin’ny tobin’ny Asyrianina.+ Rehefa nifoha maraina àry ny olona, dia hitany ny fatin’izy rehetra.+
18 ka nosamboriny ny apostoly ary nataony tao amin’ny fonjam-panjakana.+19 Nosokafan’ny anjelin’i Jehovah* anefa ny varavaran’ny fonja+ ny alin’iny, ka navoakany izy ireo. Ary hoy ilay anjely tamin’izy ireo: