Matio 5:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Sambatra ny mpampihavana,*+ fa izy no hantsoina hoe zanak’Andriamanitra. Hebreo 12:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ataovy izay hihavananareo amin’ny olona rehetra,+ ary miezaha ho masina foana.*+ Tsy hahita ny Tompo mantsy izay tsy masina.
14 Ataovy izay hihavananareo amin’ny olona rehetra,+ ary miezaha ho masina foana.*+ Tsy hahita ny Tompo mantsy izay tsy masina.