Ohabolana 6:12, 13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mandehandeha mandaingalainga eny ny olona tsisy ilana azy sy ratsy fanahy.+13 Mipy maso izy,+ sady manao fihetsika amin’ny tongony sy amin’ny rantsantanany mba hilazana zavatra.
12 Mandehandeha mandaingalainga eny ny olona tsisy ilana azy sy ratsy fanahy.+13 Mipy maso izy,+ sady manao fihetsika amin’ny tongony sy amin’ny rantsantanany mba hilazana zavatra.