Salamo 71:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hilaza* momba ny fahamarinanao ny lelako, tontolo andro,+Fa ho menatra sy ho afa-baraka izay mitady hamotika ahy.+
24 Hilaza* momba ny fahamarinanao ny lelako, tontolo andro,+Fa ho menatra sy ho afa-baraka izay mitady hamotika ahy.+