FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 40:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Enga anie izay rehetra mitady hamono ahy*

      Mba ho menatra sy ho afa-baraka!

      Enga anie ireo faly amin’ny fahavoazako

      Handositra sady ho menatra!

  • Jeremia 20:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Teo akaikiko teo toy ny miaramila mampahatahotra anefa i Jehovah,+

      Ka ho tafintohina sy tsy haharesy ireo mpanenjika ahy.+

      Ho menatra be izy ireo satria tsy hahavoa.

      Ho afa-baraka mandrakizay izy ireo, ary tsy hohadinoina mihitsy izany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara