Salamo 73:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa nitsiriritra ny mpirehareha* aho,Rehefa nahita ny fiadanan’ny ratsy fanahy.+ Ohabolana 23:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Aza avela hitsiriritra ny mpanota ny fonao,+Fa matahora foana an’i Jehovah,+