Salamo 37:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fantatr’i Jehovah izay manjo* ny olona tsy misy tsiny,Ary haharitra mandrakizay ny lovan’izy ireo.+ Jeremia 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Fa ianao kosa, Jehovah ô, mahalala tsara ahy+ sady mahita ahy.Nodinihinao ny foko ka hitanao fa mifikitra aminao.+ Avaho toy ny ondry hovonoina izy ireny,Ary atokàny ho amin’ny andro famonoana. 1 Petera 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
18 Fantatr’i Jehovah izay manjo* ny olona tsy misy tsiny,Ary haharitra mandrakizay ny lovan’izy ireo.+
3 Fa ianao kosa, Jehovah ô, mahalala tsara ahy+ sady mahita ahy.Nodinihinao ny foko ka hitanao fa mifikitra aminao.+ Avaho toy ny ondry hovonoina izy ireny,Ary atokàny ho amin’ny andro famonoana.