Salamo 25:12, 13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Iza no olona matahotra an’i Jehovah?+ Hatorony azy izay lalana tokony hofidiny.+ נ [Nona] 13 Hahita soa izy,+Ary ho lasa fananan’ny taranany ny tany.+ Salamo 37:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Matio 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Sambatra izay malemy fanahy,*+ fa izy no handova ny tany.+ 2 Petera 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
12 Iza no olona matahotra an’i Jehovah?+ Hatorony azy izay lalana tokony hofidiny.+ נ [Nona] 13 Hahita soa izy,+Ary ho lasa fananan’ny taranany ny tany.+