Salamo 34:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Isaia 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Mianara manao ny tsara, manaova ny rariny,+Anaro ny mpampijaly,Arovy ny zon’ny kamboty ray,Dia arovy koa ny mpitondratena mba hahazo rariny.”+
17 Mianara manao ny tsara, manaova ny rariny,+Anaro ny mpampijaly,Arovy ny zon’ny kamboty ray,Dia arovy koa ny mpitondratena mba hahazo rariny.”+