5 Noho izany, dia horinganin’Andriamanitra tanteraka ianao.+
Hisambotra anao izy, ary hisintona anao avy ao amin’ny tranolainao;+
Hanongotra anao hiala eo amin’ny tanin’ny velona izy.+ (Sela)
6 Hahita izany ny olo-marina, ka ho talanjona+
Sy hihomehy azy,+ ary hilaza hoe: