Joba 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Nisy lehilahy iray atao hoe Joba*+ tany Oza. Nanao ny marina sy tsy nivadika*+ izy, sady natahotra an’Andriamanitra ka nifady ny ratsy.+
1 Nisy lehilahy iray atao hoe Joba*+ tany Oza. Nanao ny marina sy tsy nivadika*+ izy, sady natahotra an’Andriamanitra ka nifady ny ratsy.+