Salamo 38:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Marary ny vatako manontolo* satria tezitra ianao. Nanota aho ka tsy milamin-tsaina mihitsy.*+