2 Samoela 16:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hoy koa i Davida tamin’i Abisay sy ny mpanompony rehetra: “Ny zanako naterako aza mitady hamono ahy,+ koa mainka fa izay Benjaminita!+ Avelao izy hanozona ahy, satria i Jehovah no niteny taminy mba hanao an’izany.
11 Hoy koa i Davida tamin’i Abisay sy ny mpanompony rehetra: “Ny zanako naterako aza mitady hamono ahy,+ koa mainka fa izay Benjaminita!+ Avelao izy hanozona ahy, satria i Jehovah no niteny taminy mba hanao an’izany.