Lioka 24:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Hoy izy avy eo: “Efa niteny taminareo aho, tamin’izaho mbola teo aminareo,+ fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nosoratana momba ahy ao amin’ny Lalàn’i Mosesy sy ao amin’ny Mpaminany ary ny Salamo.”+
44 Hoy izy avy eo: “Efa niteny taminareo aho, tamin’izaho mbola teo aminareo,+ fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nosoratana momba ahy ao amin’ny Lalàn’i Mosesy sy ao amin’ny Mpaminany ary ny Salamo.”+