Hebreo 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa manaova foana sorona fiderana ho an’Andriamanitra+ amin’ny alalan’i Jesosy, izany hoe vokatry ny molotra,+ ka resaho amin’ny hafa ny momba ny anarany.+
15 Koa manaova foana sorona fiderana ho an’Andriamanitra+ amin’ny alalan’i Jesosy, izany hoe vokatry ny molotra,+ ka resaho amin’ny hafa ny momba ny anarany.+