1 Tantara 28:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jeremia 17:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary hovonoiko amin’ny aretina mahafaty ny zanak’ilay vehivavy, dia ho fantatry ny fiangonana rehetra fa izaho no mandinika ny eritreritra lalina indrindra* sy ny fo, sady hamaly anareo tsirairay araka izay ataonareo avy.+
23 Ary hovonoiko amin’ny aretina mahafaty ny zanak’ilay vehivavy, dia ho fantatry ny fiangonana rehetra fa izaho no mandinika ny eritreritra lalina indrindra* sy ny fo, sady hamaly anareo tsirairay araka izay ataonareo avy.+